LITORJIA FLM
LITORJIA FANAO AMIN’NY FANOMPOAM-PIVAVAHANA ALAHADY MARAINA
Manana ny Litorjia (Fombam-pivavahana) fanao isaky ny fotoana ny Fiangonana Loterana Malagasy – AMin’ny fotoana rehetra hanatanterahana fanompoam-pivavahana dia misy izay mifanandrify tanteraka amin’izay, ary misy ny boky izay mirakitra azy ireo (Litorjia & Ritoaly) izay vokarin’ny TPFLM, ary azon’ny rehetra ampiasaina sy ananana izany. Fa ity atolotra eto ity dia ny Litorjia fanao isaky ny Alahady maraina :