II Tesaloniana 2 :1-12
Speaker: ๐๐๐ฌ๐ญ๐จ๐ซ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข๐ซ๐ข | juillet 31, 2020
Misaotra anโAndriamanitra mandrakariva isika noho ny fiahiany ny fiainantsika, manana indray izao tombom-potoana manokana hahavelomana izao. Manatrika ady sarotra isika eo aminโny fiainantsika ankehitriny, tsy zava-miafina amintsika rehetra izany, kanefa matoky isika fa ny Tompo...